Rentrée It University Octobre 2014

Dans la même rubrique

RAZAKANAVALONA BAKOLY

21/08/2014

Reny maodely, mpandraharaha matihanina Anisan’ireo vehivavy mpandraharaha tena be herim-po Razakanavalona Bakoly, tompon’ny Poissonnerie Manda ( anaran-janany), orinasa iray mpikirakira ny resaka hazan-dranomasina eto amintsika. Ny taona 1995 no niaingany voalohany tamin’io sehatra io ary mbola iainany sy ivelomany mandraka androany. Anisan’ny nanampy azy betsaka tamin’izany ny mahazanaka mpanarato azy...

 Lire la suite...

Fenotiana 17 taona : mitantara ny fahafaham-barakany voalohany

26/04/2014

Tadidiko tsara, journée des écoles tamin’izay.

 Lire la suite...

« Gel douche intime », tena ilaina ve ?

11/03/2014

Faritra tena saro-pady eo amin’ny vehivavy ny fivaviana, ka tokony ho ara-dalàna ny hadiony. Mbola maro amintsika vehivavy anefa no misalasala amin’ny fomba fisasa tena mety. Inona marina no antony liana ireny “gel intime” ireny ?

 Lire la suite...

Inona no mahasorena anao indrindra amin’ny toetran’ny vehivavy ?

08/02/2013

 Lire la suite...

Tokony hiera amin’ny lehilahy ve ny vehivavy raha hanova zavatra amin’ny vatany ?

01/02/2013

 Lire la suite...

Mitsena azy isan’andro any am-piasany, mety ve?

29/11/2011

 Lire la suite...

Face à face Efa nahavanon-doza noho ny fitiavana ve ianao ? Tantarao !

04/11/2011

 Lire la suite...

Face à face

Mikarakara tarehy ve ianao isan’andro?

20/08/2013

Ony, 21 taona : Tsia, rehefa manao maquillage fotsiny aho no mampiasa démaquillant fa tsy mahavatra aho. Mamanay koa miteny fa mbola aloha loatra izao raha hikitika tarehy aho dia avelako amin’izao aloha.

 

Karena, 28 taona: Ie, tsy maintsy manao izany aho satria efa be loatra ny loto eto an-drenivohitra. Rehefa mody amin’ny hariva surtout, tsy maintsy diovina ny tarehy fa mipetaka eny avokoa ny setroka, ny hatsembohana. Na dia tsy hanosotra produit aza aho dia manasa tarehy tsara fotsiny amin’ny hariva.

 

Miora, 34 taona : ilaina ilay izy dia manao aho fa indraindray tsy mahavatra. Rehefa malalaka aho dia manamboatra fanadiovana tarehy na masque natoraly amin’ny tarehy. Amin’ny andavanandro dia manadio tarehy sy manosotra crème de jour no tena fahazarako.

 

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo