Dans la même rubrique

Le pantalon, tout en couleur

15/04/2014

 Lire la suite...

En vert : de l’espoir sur soi !

12/04/2014

Le vert est la tendance de la saison.

 Lire la suite...

Duel : Combinaison fleurie, courte ou longue ?

11/04/2014

La combinaison se porte partout et en toutes occasions. Avec des motifs fleurs, elle est notre alliée des journées ensoleillées. Passe-partout, la combinaison se porte autant au bureau que la fin de semaine. De plus, pas de casse-tête à agencer les vêtements, car le combi peut remplacer en même temps le haut et le bas. Le combi va également à tous les types de morphologie. Les minces devront opter pour une combi ample, pour créer du volume. Les plus pulpeuses devront choisir une combi plus près du corps, qui va souligner la taille et faire ressortir la poitrine et les fesses.

 Lire la suite...

Halle Berry, isan’ireo mahay mianjaika indrindra

10/04/2014

Tena mahalana no ahitana an’i Halle Berry manao akanjo tsy mifanaraka amin’ny bikany. Hainy foana, amin’ny ankapobeny, ny misafidy ireo akanjo maneva azy no sady lamaody. 46 taona izy amin’izao fotoana izao, fa mbola tsy ambaka ireo zandriny mihitsy ny fisehoany ivelany. Araho ange e!

 Lire la suite...

Au plat mais toujours fashion

09/04/2014

 Lire la suite...

Pôketra rofia gasigasy, aiza no misy tsara ?

09/04/2014

Amin’izao andro mafana izao no tena fitondrana ireny poketra vita amin’ny rofia ireny, ampirahina amin’ny akanjo tohitena lavabe sy kapa maivana. Isika Malagasy rahateo manankarena ireny pôketra ireny, amin’ny endriny maro, ary ny sasany dia efa misy satroka mifanaraka aminy mihitsy. Aiza anefa no misy mivarotra azy ireny ary ohatrinona ?

 Lire la suite...

En robe, partout et toujours

04/04/2014

Les robes sont des basiques de garde-robe.

 Lire la suite...

Mode

Akanjo fitondra mianjaika : ireo tsy lefy laza

07/03/2013

Mahazatra ny manao ireto lokon’akanjo ireto rehefa hianjaika. Na izany aza anefa, tsy mety lefy laza izy ireo.

 Ny endriky ny akanjo ihany koa moa miova manaraka ny toetr’andro ka tsy ho lany velively ny safidy amin’izay didin’akanjo mety amin’ny tena sy maneva. Ireto akanjo tohitena mainty sy mena nosafidiana ireto dia lava tena lava. Ho an’ireo somary manifinify dia mety tsara ampiarahana amin’ny kiraro avo vodi-tongotra izy ireto. Ho an’ny pôketra indray, mihaja kokoa raha ireny “pochette” ireny no safidiana. Ny akanjo tohitena fotsy kosa dia tsy mahazatra loatra ny manao azy nefa isan’ny maneho ny hatsaran’ny bika izy no sady mampamiratra ny endrika, indrindra moa raha alina ny lanonana haleha.

 

Rianasoa

 

 

Légende sary

 

 

1: Home Design Analakely près BNI

2.3: Boutique KARIBO 67ha Est / 70.000ar

4: Boutique KARIBO 67ha Est / 36.000Ar

5 : Louboutin Paris PAGE2 Ankorondrano face Jesosy Mamonjy /195.000Ar

6 : SAM RENE Bijoux et Habillements Main Rich Center Soarano 1er ét / 55.000Ar (Promotion)

7 : SAM RENE Bijoux et Habillements Main Rich Center Soarano 1er ét / 25.000Ar

8 : PAGE 2 Ankorondrano face Jesosy Mamonjy / 169.000Ar

9 : Elsa Pataky

10 :Kendall Jenner

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo